Mark 12:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nosamborin’ireo izy ka novonoiny ho faty ary natsipiny teny ivelan’ny tanim-boaloboka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nosamboriny izy ka novonoiny, ary natsipiny any ivelan’ny tanimboaloboka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nosamborin’ireo mpamboly izy ka novonoiny ho faty ary natsipiny tany ivelan’ny tanimboaloboka.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nisambotra azy izy, dia nahafaty azy sy namoaka azy teo ivelan'ny tanim-boaloboka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nosamborin’ireo izy ka novonoiny ho faty ary natsipiny teny ivelan’ny tanim-boaloboka.
malagasy
Ary rehefa nisambotra azy izy, dia nahafaty azy sy namoaka azy teo ivelan'ny tanim-boaloboka.