Mark 12:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ahoana ary no hataon’ilay tompon’ny tanim-boaloboka amin’izany? Ho avy izy dia handringana ireo mpiasa tany ka homeny olon-kafa ny tanim-boaloboka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inona àry no hataon’ny tompon’ny tanimboaloboka amin’izany? Ho avy izy, ka ny mpiasa haringany, ary ny tanimboalobony hafindrany amin’ny hafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nofaranan’i Jesoa hoe: –Inona àry no hataon’ilay tompon’ny tanimboaloboka? Ho avy izy ka ny mpamboly haringany ary ny tanimboaloboka homeny olon-kafa.
Malagasy Bible 1865
Koa ahoana no hataon'ny tompon'ny tanim-boaloboka amin'izany? Ho avy izy, dia handringana ny mpiasa tany, ka homeny olon-kafa ny tanim-boaloboka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ahoana ary no hataon’ilay tompon’ny tanim-boaloboka amin’izany? Ho avy izy dia handringana ireo mpiasa tany ka homeny olon-kafa ny tanim-boaloboka.
malagasy
Koa ahoana no hataon'ny tompon'ny tanim-boaloboka amin'izany? Ho avy izy, dia handringana ny mpiasa tany, ka homeny olon-kafa ny tanim-boaloboka.