Mark 13:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nony niala teo amin’ny tempoly Jesosy dia hoy ny iray tamin’ny mpianany: Mpampianatra ô, akory ny hatsaran’ireto vato sy rafitra ireto!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nivoaka avy ao amin’ny Tempoly Izy, dia hoy ny mpianany anankiray taminy: «Ry Mpampianatra ô, jereo ange, endrey ireto vato sy izato rafitra!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony niala teo an- kianjan’ny tempoly i Jesoa, dia hoy ny mpianany anankiray taminy: –Mpampianatra ô, jereo ange! Endrey ireto vato, endrey ireto rafitra!
Malagasy Bible 1865
Ary nony niala teo an-kianjan'ny tempoly Jesosy, dia hoy ny mpianany anankiray taminy: Mpampianatra ô, akory re ireto vato sy rafitra ireto!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nony niala teo amin’ny tempoly Jesosy dia hoy ny iray tamin’ny mpianany: Mpampianatra ô, akory ny hatsaran’ireto vato sy rafitra ireto!
malagasy
Ary nony niala teo an-kianjan'ny tempoly Jesosy, dia hoy ny mpianany anankiray taminy: Mpampianatra ô, akory re ireto vato sy rafitra ireto!