Mark 13:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny firenena rehetra dia tsy maintsy hitoriana ny Filazantsara aloha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanefa tsy maintsy hotorìna amin’ny firenena rehetra aloha ny Evanjely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tsy maintsy hotorîna amin’ny firenena rehetra aloha ny Vaovao Mahafaly.
Malagasy Bible 1865
Ary ny firenena rehetra tsy maintsy hitoriana ny filazantsara aloha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny firenena rehetra dia tsy maintsy hitoriana ny Filazantsara aloha.
malagasy
Ary ny firenena rehetra tsy maintsy hitoriana ny filazantsara aloha.