Mark 13:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha mitondra anareo hatolotra izy dia aza manahy rahateo izay holazainareo, fa izay teny homena anareo amin’izany ora izany no holazainareo; fa tsy ianareo no hiteny fa ny Fanahy Masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa entina hanatrika ny mpitsara ianareo, dia aza heverina mialoha izay holazainareo; fa izay hevitra homena anareo no lazao, satria tsy ianareo no hiteny, fa ny Fanahy Masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa hoentina hatolotra amin’ny mpitsara ianareo, dia aza manahy hoe inona no holazainareo; fa izay teny homena anareo amin’izay fotoana izay, lazaina; satria tsy teny avy aminareo no holazainareo fa teny avy amin’ny Fanahy Masina.
Malagasy Bible 1865
Koa raha mitondra anareo hatolotra izy, dia aza manahy rahateo izay holazainareo; fa izay teny homena anareo'amin'izany ora izany no holazainareo; fa tsy ianareo no hiteny, fa ny Fanahy Masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha mitondra anareo hatolotra izy dia aza manahy rahateo izay holazainareo, fa izay teny homena anareo amin’izany ora izany no holazainareo; fa tsy ianareo no hiteny fa ny Fanahy Masina.
malagasy
Koa raha mitondra anareo hatolotra izy, dia aza manahy rahateo izay holazainareo; fa izay teny homena anareo'amin'izany ora izany no holazainareo; fa tsy ianareo no hiteny, fa ny Fanahy Masina.