Mark 13:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny rahalahy dia hanolotra ny rahalahiny ho amin’ny fahafatesana ary ny ray dia hanolotra ny zanany; ny zanaka dia hitsangana hanohitra ny rainy sy ny reniny ka hahafaty azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany, ny rahalahy dia hanolotra ny rahalahiny hovonoina, ny ray hanolotra ny zanany lahy, ny zanaka hikomy amin-drainy aman-dreniny ka hamono azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisy olona hanolotra ny iray tampo aminy hovonoina; hisy ray hanolotra ny zanany hovonoina; ary hisy zanaka hitsangana hanohitra ny ray aman-dreniny ka hampanameloka azy ho faty.
Malagasy Bible 1865
Ary ny rahalahy hanolotra ny rahalahiny ho amin'ny fahafatesana, ary ny ray hanolotra ny zanany; ary ny zanaka hitsangana hanohitra ny rainy aman-dreniny ka hahafaty azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny rahalahy dia hanolotra ny rahalahiny ho amin’ny fahafatesana ary ny ray dia hanolotra ny zanany; ny zanaka dia hitsangana hanohitra ny rainy sy ny reniny ka hahafaty azy.
malagasy
Ary ny rahalahy hanolotra ny rahalahiny ho amin'ny fahafatesana, ary ny ray hanolotra ny zanany; ary ny zanaka hitsangana hanohitra ny rainy aman-dreniny ka hahafaty azy.