Mark 13:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay ao an- tampon-trano dia aoka tsy hidina na hiditra haka zavatra ao an-tranony;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
aoka izay any ambony tafon-trano, tsy hidina ao an-tranony, na hiditra haka zavatra ao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa amin’izany, izay any Jodea aoka handositra any an-tendrombohitra; izay any an-tampon-trano aoka tsy hidina ary aoka tsy hiditra haka zavatra ao an-tranony;
Malagasy Bible 1865
Ary izay ao an-tampon-trano aoka tsy hidina na hiditra haka zavatra ao an-tranony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay ao an- tampon-trano* dia aoka tsy hidina na hiditra haka zavatra ao an-tranony;
malagasy
Ary izay ao an-tampon-trano aoka tsy hidina na hiditra haka zavatra ao an-tranony.