Mark 13:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary izay any an-tsaha dia aoka tsy hiverina haka ny akanjony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary aoka izay any an-tsaha, tsy hiverina haka ny fitafiany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay any an-tsaha aoka tsy hiverina haka ny lambany.
Malagasy Bible 1865
Ary izay any an-tsaha aoka tsy hiverina haka ny lambany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary izay any an-tsaha dia aoka tsy hiverina haka ny akanjony.
malagasy
Ary izay any an-tsaha aoka tsy hiverina haka ny lambany.