Mark 13:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Loza ny hahazo ny bevohoka sy ny mampinono amin’izany andro izany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loza ny hanjò ny bevohoka sy ny mitaiza kely amin’izany andro izany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Loza no hanjo ny bevohòka sy ny mitaiza kely amin’izany andro izany.
Malagasy Bible 1865
Ary lozan'ny bevohoka sy ny mitaiza kely amin'izany andro izany!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Loza ny hahazo ny bevohoka sy ny mampinono amin’izany andro izany!
malagasy
Ary lozan'ny bevohoka sy ny mitaiza kely amin'izany andro izany!