Mark 13:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mivavaha ianareo mba tsy ho amin’ny ririnina izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mivavaha mba tsy ho amin’ny ririnina izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mivavaha mba tsy ho amin’ny ririnina no hahatongavan’izany.
Malagasy Bible 1865
Fa mivavaha ianareo mba tsy ho amin'ny ririnina izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mivavaha ianareo mba tsy ho amin’ny ririnina izany.
malagasy
Fa mivavaha ianareo mba tsy ho amin'ny ririnina izany.