Mark 13:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa amin’izay andro izay dia hisy fahoriana izay mbola tsy nisy toy izany hatrizay nanaovan’Andriamanitra izao tontolo izao ka mandraka izao ankehitriny izao sady tsy hisy intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa amin’izany andro izany dia hisy fahoriana lehibe izay tsy mbola nisy toa azy hatramin’ny naharian’Andriamanitra ny zavatra rehetra ka mandraka ankehitriny, ary tsy hisy toy izany intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ho andro fijaliana izany, dia fijaliana tsy mbola nisy toa azy hatramin’ny niandohan’ny zavaboaary, ka mandraka ankehitriny, sady tsy hisy toa azy intsony koa.
Malagasy Bible 1865
Fa amin'izany andro izany dia hisy fahoriana izay tsy mbola nisy toy izany hatrizay nanaovan'Andriamanitra izao tontolo izao ka mandraka izao ankehitriny izao, sady tsy hisy intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa amin’izay andro izay dia hisy fahoriana izay mbola tsy nisy toy izany hatrizay nanaovan’Andriamanitra izao tontolo izao ka mandraka izao ankehitriny izao sady tsy hisy intsony.
malagasy
Fa amin'izany andro izany dia hisy fahoriana izay tsy mbola nisy toy izany hatrizay nanaovan'Andriamanitra izao tontolo izao ka mandraka izao ankehitriny izao, sady tsy hisy intsony.