Mark 13:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha tsy nohafohezin’ny Tompo izany andro izany dia tsy nisy nofo ho voavonjy; fa noho ny olom-boafidy, izay nofidiny, dia nohafoheziny izany andro izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha tsy nohafohezin’ny Tompo izany andro izany, dia tsy hisy olona ho voavonjy; fa nohafoheziny izany noho ny olom-pinidy izay nofidiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy efa nanapa-kevitra hanafohy ireo andro ireo ny Tompo, dia tsy hisy olona ho voavonjy; fa noho ireo olom-boafidiny, dia nohafohezin’ny Tompo ireo andro ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary raha tsy nohafohezin'ny Tompo izany andro izany, dia tsy nisy nofo hovonjena; fa noho ny olom-boafidy, izay nofidiny, dia nohafoheziny izany andro izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha tsy nohafohezin’ny Tompo izany andro izany dia tsy nisy nofo ho voavonjy; fa noho ny olom-boafidy, izay nofidiny, dia nohafoheziny izany andro izany.
malagasy
Ary raha tsy nohafohezin'ny Tompo izany andro izany, dia tsy nisy nofo hovonjena; fa noho ny olom-boafidy, izay nofidiny, dia nohafoheziny izany andro izany.