Mark 13:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany, raha toa ka misy olona milaza aminareo hoe: Indro, etỳ Kristy, na: Indro, erỳ Izy, dia aza mino izany ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany, raha misy milaza aminareo hoe: ‹Indro ato i Kristy, na indro arỳ Izy!› Aza mino ianareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary amin’izany, raha misy olona milaza aminareo hoe: «Indro atỳ ny Mesia » na hoe «Indro arỳ Izy», dia aza mino.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izay raha tàhiny misy olona manao aminareo hoe: Indro, etỳ Kristy, na: Indro, erỳ; aza mino ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany, raha toa ka misy olona milaza aminareo hoe: Indro, etỳ Kristy, na: Indro, erỳ Izy, dia aza mino izany ianareo.
malagasy
Ary amin'izay raha tàhiny misy olona manao aminareo hoe: Indro, etỳ Kristy, na: Indro, erỳ; aza mino ianareo.