Mark 13:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mitandrema kosa ianareo; indro, efa voalazako taminareo rahateo ny zavatra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mitandrema ianareo, fa efa voalazako anareo rahateo izao ny zavatra rehetra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mitandrema, fa efa voalazako mialoha taminareo ny zavatra rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fa mitandrema kosa ianareo; indro, efa voalazako taminareo raha-teo ny zavatra rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mitandrema kosa ianareo; indro, efa voalazako taminareo rahateo ny zavatra rehetra.
malagasy
Fa mitandrema kosa ianareo; indro, efa voalazako taminareo raha-teo ny zavatra rehetra.