Mark 13:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hiraraka avy eny amin’ny lanitra ny kintana ary hohozongozonina ireo hery izay eny amin’ny lanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny kintana any an-danitra hiraraka, ary ny herin’ny lanitra hihozongozona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hiraraka avy eny amin’ny habakabaka ny kintana ary ho voahozongozona ireo herin’ny habakabaka.
Malagasy Bible 1865
ary ny kintana hiraraka avy eny amin'ny lanitra, ary hohozongozonina ny hery izay ao amin'ny lanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hiraraka avy eny amin’ny lanitra ny kintana ary hohozongozonina ireo hery izay eny amin’ny lanitra.
malagasy
ary ny kintana hiraraka avy eny amin'ny lanitra, ary hohozongozonina ny hery izay ao amin'ny lanitra.