Mark 13:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary amin’izay dia ho hita ny Zanak’Olona, avy eny amin’ny rahona amin’ny hery lehibe sy ny voninahitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho hita amin’izay ny Zanak’olona avy, eo ambonin’ny rahona amin-kery lehibe sy voninahitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay ny Zanak’olona dia ho hita voahodidin-drahona, sady tamy omban-kery lehibe sy ombam-boninahitra;
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izay ny Zanak'olona dia ho hita avy eo amin'ny rahona amin'ny hery lehibe sy ny voninahitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary amin’izay dia ho hita ny Zanak’Olona*, avy eny amin’ny rahona amin’ny hery lehibe sy ny voninahitra.
malagasy
Ary amin'izay ny Zanak'olona dia ho hita avy eo amin'ny rahona amin'ny hery lehibe sy ny voninahitra.