Mark 13:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha nipetraka teo an-tendrombohitra Oliva tandrifin’ny tempoly Izy dia nanontany Azy mangingina i Petera sy i Jakoba ary i Jaona sy i Andrea hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony nipetraka teo amin’ny tendrombohitra Oliva tandrifin’ny Tempoly Izy, dia nanontany Azy manokana i Piera sy i Jakôba sy i Joany ary i Andre nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nony nipetraka teo amin’ny tendrombohitra Analanôliva tandrifin’ny tempoly i Jesoa, dia nanontany Azy manokana i Petera sy i Jakôba ary i Jôhany sy i Andrea nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary raha nipetraka teo amin'ny tendrombohitra Oliva tandrifin'ny tempoly Izy, dia nanontany Azy mangingina Petera sy Jakoba sy Jaona ary Andrea hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha nipetraka teo an-tendrombohitra Oliva tandrifin’ny tempoly Izy dia nanontany Azy mangingina i Petera sy i Jakoba ary i Jaona sy i Andrea hoe:
malagasy
Ary raha nipetraka teo amin'ny tendrombohitra Oliva tandrifin'ny tempoly Izy, dia nanontany Azy mangingina Petera sy Jakoba sy Jaona ary Andrea hoe: