Mark 13:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitandrema, miambena ka mivavaha; fa tsy fantatrareo izay hiavian’ny fotoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mitandrema, miambena ary mivavaha, fa tsy fantatrareo izay hiavian’ny fotoana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitandrema sy miareta tory ary mivavaha fa tsy fantatrareo izay hahatongavan’izany fotoanandro izany.
Malagasy Bible 1865
Mitandrema, miambena, ka mivavaha; fa tsy fantatrareo izay hihavian'ny fotoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitandrema, miambena ka mivavaha; fa tsy fantatrareo izay hiavian’ny fotoana.
malagasy
Mitandrema, miambena, ka mivavaha; fa tsy fantatrareo izay hihavian'ny fotoana.[Gr. miareta tory]