Mark 13:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fandrao avy tampoka Izy ka mahita anareo matory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fandrao tonga tampoka izy ka tratrany matory ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tandremo sao tonga tampoka izy ka hitany matory ianareo.
Malagasy Bible 1865
fandrao avy tampoka izy ka mahita anareo matory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fandrao avy tampoka Izy ka mahita anareo matory.
malagasy
fandrao avy tampoka izy ka mahita anareo matory.Ary izay lazaiko aminareo dia lazaiko amin'ny olona rehetra