Mark 13:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay lazaiko aminareo dia lazaiko amin’ny olona rehetra koa: Miambena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao lazaiko aminareo izao, dia lazaiko amin’ny olona rehetra koa: Miambena.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izao lazaiko aminareo izao, dia lazaiko amin’ny olona rehetra koa: Miambena!
Malagasy Bible 1865
Ary izay lazaiko aminareo dia lazaiko amin'ny olona rehetra
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay lazaiko aminareo dia lazaiko amin’ny olona rehetra koa: Miambena.
malagasy
Ary izay lazaiko aminareo dia lazaiko amin'ny olona rehetra