Mark 13:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazao aminay: Rahoviana no ho tonga izany? Ary inona no ho famantarana rehefa ho tonga izany rehetra izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Lazao aminay rahoviana no ho tonga izany, ary inona no ho famantarana hahalalana fa efa ho tanteraka izany rehetra izany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Lazao anay: oviana no hahatongavan’izany ary inona no famantarana fa hoe madiva ho tonga ny fiafaran’ireo rehetra ireo?
Malagasy Bible 1865
Lazao aminay: Rahoviana no hisy izany? ary inona no ho famantarana, rehefa ho tonga izany rehetra izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazao aminay: Rahoviana no ho tonga izany? Ary inona no ho famantarana rehefa ho tonga izany rehetra izany?
malagasy
Lazao aminay: Rahoviana no hisy izany? ary inona no ho famantarana, rehefa ho tonga izany rehetra izany?