Mark 13:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy nilaza taminy hoe: Mitandrema mba tsy hisy hamitaka anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no navalin’i Jesoa azy: «Tandremo fandrao hisy hamitaka anareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Jesoa taminy: –Tandremo fandrao hisy hamitaka anareo.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nilaza taminy hoe: Mitandrema, fandrao hisy hamitaka anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy nilaza taminy hoe: Mitandrema mba tsy hisy hamitaka anareo.
malagasy
Ary Jesosy nilaza taminy hoe: Mitandrema, fandrao hisy hamitaka anareo.