Mark 13:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa maro no ho avy amin’ny anarako hilaza hoe: Izaho no Izy, koa maro no ho voafitany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa maro no ho avy, amin’ny Anarako hanao hoe: ‹Izaho no Izy›; ary maro no ho voafitany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maro no ho avy hisandoka ny anarako ary hiteny hoe: «Izaho no ilay Mesia »; ary maro ny olona ho voafitany.
Malagasy Bible 1865
Fa maro no ho avy amin'ny anarako hanao hoe: Izaho no Izy, ka maro no ho voafitany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa maro no ho avy amin’ny anarako hilaza hoe: Izaho no Izy, koa maro no ho voafitany.
malagasy
Fa maro no ho avy amin'ny anarako hanao hoe: Izaho no Izy, ka maro no ho voafitany.