Mark 13:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mandre ady sy filazana ady ianareo dia aza matahotra; tsy maintsy hitranga izany, nefa mbola tsy izay akory ny farany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha mandre ady sy honohono hoe: hiady, ianareo, dia aza matahotra; fa tsy maintsy ho tonga izany, nefa tsy mbola izany no farany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha mandre ady sy filazana ady ianareo, dia aza matahotra fa tsy maintsy ho tonga izany, kanefa tsy mbola izany no ho farany.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mandre ady sy filazana ady ianareo, dia aza matahotra; tsy maintsy hisy izany, nefa tsy mbola tonga ny farany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mandre ady sy filazana ady ianareo dia aza matahotra; tsy maintsy hitranga izany, nefa mbola tsy izay akory ny farany.
malagasy
Ary raha mandre ady sy filazana ady ianareo, dia aza matahotra; tsy maintsy hisy izany, nefa tsy mbola tonga ny farany.