Mark 14:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa indroa andro no sisa tsy hahatongavan’ny Paska izay fihinanana ny mofo tsy misy masirasira dia nitady hisambotra an’i Jesosy tamin’ny fitaka ireo lehiben’ny mpisorona sy ny mpanoradalàna mba hamonoany Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa indroa andro sisa ny Paka sy ny Azima, dia nitady hisambotra am-pitaka an’i Jesoa ny lohandohan’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna mba hamonoany Azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indroa andro sisa tsy hahatongavan’ny fankalazana ny Paska sy ny azima, dia nitady izay hisamborana an’i Jesoa am-pitaka ny lohandoha-mpisorona sy ny mpahay lalàna hamonoany Azy.
Malagasy Bible 1865
Rehefa indroa andro no sisa tsy hahatongavan'ny Paska, fihinanana ny mofo tsy misy masirasira, dia nitady hisambotra an'i Jesosy tamin'ny fitaka ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna mba hamonoany Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa indroa andro no sisa tsy hahatongavan’ny Paska izay fihinanana ny mofo tsy misy masirasira dia nitady hisambotra an’i Jesosy tamin’ny fitaka ireo lehiben’ny mpisorona sy ny mpanoradalàna* mba hamonoany Azy.
malagasy
Rehefa indroa andro no sisa tsy hahatongavan'ny Paska, fihinanana ny mofo tsy misy masirasira, dia nitady hisambotra an'i Jesosy tamin'ny fitaka ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna mba hamonoany Azy.