Mark 14:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Jodasy iskariota, ilay isan’ny roa amby folo lahy, dia nankao amin’ireo lehiben’ny mpisorona mba hanolotra an’i Jesosy amin’ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jodasy IsKariota, ilay isan’izy roa ambin’ny folo lahy, dia nankany amin’ny lohandohan’ny mpisorona mba hanolotra Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Jodasy Iskariôta, anankiray tamin’ny 12 lahy, dia nankany amin’ny lohandoha-mpisorona mba hanolotra an’i Jesoa hovonoina.
Malagasy Bible 1865
Ary Jodasy Iskariota, ilay isan'ny roa ambin'ny folo lahy, dia nankeo amin'ny lohan'ny mpisorona hamadika an'i Jesosy aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Jodasy iskariota, ilay isan’ny roa amby folo lahy, dia nankao amin’ireo lehiben’ny mpisorona mba hanolotra an’i Jesosy amin’ireo.
malagasy
Ary Jodasy Iskariota, ilay isan'ny roa ambin'ny folo lahy, dia nankeo amin'ny lohan'ny mpisorona hamadika an'i Jesosy aminy.