Mark 14:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nandre izany izy ireo dia faly ka nampanantena fa hanome vola azy. Ary i Jodasy dia nitady izay andro hahazoany manolotra Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Faly ireo nony nandre izany, ka nanaiky hanome vola azy. Ary i Jodasy dia nitady izay fotoana mety hamadihany Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Faly ry zareo nandre izany, ka nanaiky hanome vola an’i Jodasy; ary dia notadiavin’i Jodasy izay fotoana mety hanolorany an’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nandre izany izy ireo, dia faly ka nanaiky hanome vola azy. Ary Jodasy dia nitady izay andro hahazoany mamadika Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nandre izany izy ireo dia faly ka nampanantena fa hanome vola azy. Ary i Jodasy dia nitady izay andro hahazoany manolotra Azy.
malagasy
Ary rehefa nandre izany izy ireo, dia faly ka nanaiky hanome vola azy. Ary Jodasy dia nitady izay andro hahazoany mamadika Azy.