Mark 14:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izy no hanoro anareo efitrano malalaka ambony rihana izay efa misy izay ilaina rehetra sady voavoatra tsara; any ianareo no manomana ho antsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hotoroany efitrano malalaka voavoatra tsara ianareo ka ao no anamboary ho antsika.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hotoroany efitrano ambony rihana ianareo, efitrano malalaka sy ary fomba sady voavoatra tsara; ka ao ny sakafontsika no omàny.
Malagasy Bible 1865
Ary izy hanoro anareo efi-trano malalaka ambony rihana izay voaisy fipetrahana sady voavoatra tsara; any no amboary ho antsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izy no hanoro anareo efitrano malalaka ambony rihana izay efa misy izay ilaina rehetra sady voavoatra tsara; any ianareo no manomana ho antsika.
malagasy
Ary izy hanoro anareo efi-trano malalaka ambony rihana izay voaisy fipetrahana sady voavoatra tsara; any no amboary ho antsika.