Mark 14:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandeha ny mpianatra dia tonga tany an-tanàna ka nahita araka izay nolazainy taminy; dia nanomana ny Paska izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandeha ny mpianany ka tonga tany an-tanàna, ary nahita araka izay nolazainy taminy sy nanamboatra ny Paka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandeha izy roa lahy ka tonga tany an-tanàna, ary nahita ny toe-javatra araka izay voalazan’i Jesoa taminy sy nanomana ny sakafo Paska.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpianatra nandeha, dia tonga tany an-tanàna ka nahita araka izay nolazainy taminy; dia namboatra ny Paska izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandeha ny mpianatra dia tonga tany an-tanàna ka nahita araka izay nolazainy taminy; dia nanomana ny Paska izy ireo.
malagasy
Ary ny mpianatra nandeha, dia tonga tany an-tanàna ka nahita araka izay nolazainy taminy; dia namboatra ny Paska izy.