Mark 14:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony hariva ny andro dia tonga niaraka tamin’ny roa amby folo lahy Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hariva ny andro, dia tonga Izy sy ny roa ambin’ny folo lahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony hariva ny andro, dia tonga i Jesoa mbamin’ny 12 lahy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony hariva ny andro, dia tonga Izy sy ny roa ambin'ny folo lahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony hariva ny andro dia tonga niaraka tamin’ny roa amby folo lahy Izy.
malagasy
Ary nony hariva ny andro, dia tonga Izy sy ny roa ambin'ny folo lahy.