Mark 14:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nalahelo izy ireo ka nanomboka nanontany an’i Jesosy ny tsirairay hoe: Izaho va izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nalahelo izy ireo, ka samy nanontany Azy tsirairay hoe: «Izaho va izany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalahelo ny mpianatra ka nanomboka niteny tsirairay tamin’i Jesoa hoe: –Tsy izaho manko izany!
Malagasy Bible 1865
Dia nalahelo izy, ka samy nanontany Azy tsirairay hoe: Izaho va izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nalahelo izy ireo ka nanomboka nanontany an’i Jesosy ny tsirairay hoe: Izaho va izany?
malagasy
Dia nalahelo izy, ka samy nanontany Azy tsirairay hoe: Izaho va izany?