Mark 14:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hoy ireo: Tsy amin’ny andro firavoravoana, fandrao hampitabataba ny vahoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa, hoy izy «tsy tokony ho amin’ny andro fety fandrao mitabataba ny vahoaka.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa hoy ry zareo: –Aoka tsy ho amin’ny andro fankalazana, fandrao hitabataba ny vahoaka.
Malagasy Bible 1865
Nefa hoy izy: Tsy amin'ny andro firavoravoana, fandrao hampitabataba ny vahoaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hoy ireo: Tsy amin’ny andro firavoravoana, fandrao hampitabataba ny vahoaka.
malagasy
Nefa hoy izy: Tsy amin'ny andro firavoravoana, fandrao hampitabataba ny vahoaka.