Mark 14:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niteny tamin’izy ireo Izy hoe: Izay iray aminareo roa amby folo lahy miara-manatsoboka ny tanany Amiko ao anatin’ny lovia no izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy Izy taminy: «Ny anankiray aminareo roa ambin’ny folo lahy, izay miara-mandray amiko amin’ny tanany ao an-dovia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa taminy: –Ny anankiray aminareo 12 lahy, ilay miara-manatsoboka mofo amiko ao anaty lovia, no izy!
Malagasy Bible 1865
Ary Izy nanao taminy hoe: Izay anankiray amin'ny roa ambin'ny folo lahy miara-manatsoboka amiko ao anatin'ny lovia no izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niteny tamin’izy ireo Izy hoe: Izay iray aminareo roa amby folo lahy miara-manatsoboka ny tanany Amiko ao anatin’ny lovia no izy.
malagasy
Ary Izy nanao taminy hoe: Izay anankiray amin'ny roa ambin'ny folo lahy miara-manatsoboka amiko ao anatin'ny lovia no izy.