Mark 14:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mbola nisakafo izy ireo dia nandray mofo Jesosy, koa nony efa nisaotra Izy dia novakiny ka natolony azy ireo sady nataony hoe: Raiso, ity no tenako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha mbola nihinana izy, dia nandray mofo i Jesoa, ka nony efa notsofiny rano sy novakiny dia nomeny azy ireo, sy nataony hoe: «Raiso, Vatako ity.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola teo am-pisakafoana iny i Jesoa mbamin’ny mpianany, dia nandray mofo i Jesoa; ary nisaorany an’Andriamanitra izany, dia notapatapahiny sy nomeny ny mpianany ka nataony hoe: –Raiso fa ny tenako ity!
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola nihinana izy, Jesosy nandray mofo; ka nony efa nisaotra, dia novakiny ka natolony azy ary nataony hoe: Raiso, ity no tenako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mbola nisakafo izy ireo dia nandray mofo Jesosy, koa nony efa nisaotra Izy dia novakiny ka natolony azy ireo sady nataony hoe: Raiso, ity no tenako.
malagasy
Ary raha mbola nihinana izy, Jesosy nandray mofo; ka nony efa nisaotra, dia novakiny ka natolony azy ary nataony hoe: Raiso, ity no tenako.