Mark 14:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandray kapoaka Izy ka nony efa nisaotra dia natolony azy ireo ary nisotroan’izy rehetra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany dia nandray ny kalisy Izy, ka nony efa nisaotra, dia nomeny azy izany sy nisotroan’izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo nandray kalisy i Jesoa, ary nisaorany an’Andriamanitra izany ka nomeny ny mpianany sy nisotroan’izy rehetra;
Malagasy Bible 1865
Dia nandray kapoaka Izy, ka nony efa nisaotra, dia natolony azy; ka dia nisotroan'izy rehetra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandray kapoaka Izy ka nony efa nisaotra dia natolony azy ireo ary nisotroan’izy rehetra izany.
malagasy
Dia nandray kapoaka Izy, ka nony efa nisaotra, dia natolony azy; ka dia nisotroan'izy rehetra izany.