Mark 14:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Izy taminy: Ity no rako amin’ny fanekena izay alatsaka hamonjy ny maro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nolazainy taminy hoe: «Rako ity, dia ny Ran’ny fanekena vaovao izay halatsaka ho an’ny maro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: –Ny rako ity, dia ilay ra anorenan’Andriamanitra ny fanekempihavanany sady alatsaka ho an’ny besinimaro.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy taminy: Ity no rako amin'ny fanekena, izay alatsaka hamonjy ny maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Izy taminy: Ity no rako amin’ny fanekena izay alatsaka hamonjy ny maro.
malagasy
Ary hoy Izy taminy: Ity no rako amin'ny fanekena, izay alatsaka hamonjy ny maro.[Na: fanekena vaovao]