Mark 14:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa avy nihira fiderana izy ireo dia lasa nankany an-tendrombohitra Oliva.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa nanao hira fiderana izy ireo, dia nankany amin’ny tendrombohitra Oliva.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa avy nihira ny salamo fiderana i Jesoa mbamin’ny mpianany, dia lasa nankany amin’ny tendrombohitra Analanôliva.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nihira fiderana izy, dia lasa nankany an-tendrombohitra Oliva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa avy nihira fiderana izy ireo dia lasa nankany an-tendrombohitra Oliva.
malagasy
Ary rehefa nihira fiderana izy, dia lasa nankany an-tendrombohitra Oliva.