Mark 14:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Jesosy taminy: Ho tafintohina avokoa ianareo rehetra; fa voasoratra hoe: «Hamely ny mpiandry Aho dia hihahaka ny ondry» (Zak 13.7).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa taminy: «Ho tafintohina noho ny amiko ianareo rehetra anio alina; fa efa voasoratra hoe: ‹Hokapohina ny mpiandry, dia hihahaka ny ondry›;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: –Handao Ahy avokoa ianareo rehetra, satria izao no voalazan’ny Soratra Masina; «Hasiako ny mpiandry, dia hiparitaka ny ondry.»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy taminy: Ho tafintohina avokoa ianareo rehetra; fa voasoratra hoe: Hamely ny mpiandry Aho, dia hihahaka ny ondry (Zak. 13. 7).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Jesosy taminy: Ho tafintohina avokoa ianareo rehetra; fa voasoratra hoe: «Hamely ny mpiandry Aho dia hihahaka ny ondry» (Zak 13.7).
malagasy
Ary hoy Jesosy taminy: Ho tafintohina avokoa ianareo rehetra; fa voasoratra hoe: Hamely ny mpiandry Aho, dia hihahaka ny ondry (Zak. 13. 7).