Mark 14:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa rehefa tafatsangana amin’ny maty Aho dia hialoha anareo any Galilia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa rehefa tafatsangana indray Aho, dia hialoha anareo any Galilea.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa rehefa tafatsangana velona Aho, dia hialoha anareo any Galilea.
Malagasy Bible 1865
Fa rehefa mitsangana Aho, dia hialoha anareo ho any Galilia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa rehefa tafatsangana amin’ny maty Aho dia hialoha anareo any Galilia.
malagasy
Fa rehefa mitsangana Aho, dia hialoha anareo ho any Galilia.