Mark 14:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Petera Taminy: Na dia ho tafintohina avokoa aza ny olona rehetra, izaho dia tsy mba ho tafintohina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Piera taminy: «Na dia ho tafintohina noho ny aminao aza izy rehetra, izaho tsy mba ho tafintohina na oviana na oviana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Petera hoe: –Na dia handao Anao avokoa aza ny olona rehetra, izaho kosa tsy mba handao Anao.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Petera taminy: Na dia ho tafintohina avokoa aza ny olona rehetra, izaho tsy mba ho tafintohina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Petera Taminy: Na dia ho tafintohina avokoa aza ny olona rehetra, izaho dia tsy mba ho tafintohina.
malagasy
Fa hoy Petera taminy: Na dia ho tafintohina avokoa aza ny olona rehetra, izaho tsy mba ho tafintohina.