Mark 14:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio, amin’ity alina ity ihany, raha mbola tsy misy akoho maneno fanindroany, dia handa Ahy intelo ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa taminy: «Lazaiko marina aminao fa anio alina ihany, raha mbola tsy maneno fanindroany akory ny akoho, dia handà Ahy intelo ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Jesoa taminy: –Lazaiko marina aminao fa anio dia anio ihany, raha mbola tsy maneno indroa akory ny akoho, dia handà Ahy intelo ianao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio, dia amin'ity alina ity, raha tsy mbola misy akoho maneno fanindroany, dia handà Ahy intelo ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio, amin’ity alina ity ihany, raha mbola tsy misy akoho maneno fanindroany, dia handa Ahy intelo ianao.
malagasy
Ary hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio, dia amin'ity alina ity, raha tsy mbola misy akoho maneno fanindroany, dia handà Ahy intelo ianao.