Mark 14:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tonga tany amin’ny saha iray atao hoe Getsemane izy ireo; dia hoy Jesosy tamin’ny mpianany: Mipetraha eto ianareo fa handeha hivavaka Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tonga tany amin’ny saha atao hoe Getsemanỳ izy ireo, dia hoy Izy tamin’ny mpianany: «Mipetraha eto ianareo mandra-pivàvako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tonga tany amin’ny saha atao hoe Getsemane i Jesoa mbamin’ireo mpianany, ka hoy i Jesoa taminy: –Mipetraha eto ianareo mandra-pivavako!
Malagasy Bible 1865
Ary tonga tany amin'ny saha izay atao hoe Getsemane izy; dia hoy Jesosy tamin'ny mpianany: Mipetraha eto ianareo mandra-pivavako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tonga tany amin’ny saha iray atao hoe Getsemane izy ireo; dia hoy Jesosy tamin’ny mpianany: Mipetraha eto ianareo fa handeha hivavaka Aho.
malagasy
Ary tonga tany amin'ny saha izay atao hoe Getsemane izy; dia hoy Jesosy tamin'ny mpianany: Mipetraha eto ianareo mandra-pivavako.