Mark 14:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy nitondra an’i Petera sy i Jakoba ary i Jaona niaraka Taminy, dia nanomboka nangorohoro sady ory fatratra Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nentiny hiaraka aminy i Piera sy i Jakôba ary i Joany, dia nihoron-koditra sy ory indrindra Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nentin’i Jesoa niaraka taminy kosa ry i Petera sy i Jôhany ary i Jakôba. Dia nanomboka nihoron-koditra sy feno tebiteby fatratra i Jesoa
Malagasy Bible 1865
Ary nitondra an'i Petera sy Jakoba sy Jaona Izy, dia talanjona sady ory indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy nitondra an’i Petera sy i Jakoba ary i Jaona niaraka Taminy, dia nanomboka nangorohoro sady ory fatratra Izy.
malagasy
Ary nitondra an'i Petera sy Jakoba sy Jaona Izy, dia talanjona sady ory indrindra.