Mark 14:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Izy tamin’ireo: Fadiranovana loatra toy ny efa ho faty ny fanahiko; mitoera eto ka miareta tory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy Izy taminy: «Ory ny fanahiko ka hila hahafaty Ahy; mijanòna eto ianareo, ary miareta tory.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka niteny tamin’izy telo lahy hoe: –Ory dia ory ny fanahiko, ka hila hahafaty Ahy. Mijanòna eto ianareo ary miareta tory.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy taminy: Fadiranovana loatra ny fanahiko toy ny efa ho faty; mitoera eto, ka miareta tory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Izy tamin’ireo: Fadiranovana loatra toy ny efa ho faty ny fanahiko; mitoera eto ka miareta tory.
malagasy
Ary hoy Izy taminy: Fadiranovana loatra ny fanahiko toy ny efa ho faty; mitoera eto, ka miareta tory.