Mark 14:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nony nandroso kelikely Izy dia niankohoka tamin’ny tany ka nivavaka mba hialan’izany ora izany Aminy, raha azo atao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandroso kely Izy, ka niankohoka tamin’ny tany, ary nivavaka mba ho afaka amin’izany ora izany, raha azo atao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandroso kely i Jesoa ary niankohoka tamin’ny tany, ka nivavaka mba hialan’izany ora fijaliana izany aminy raha azo atao;
Malagasy Bible 1865
Ary nony nandroso kelikely Izy, dia niankohoka tamin'ny tany ka nivavaka mba hialan'izany ora izany aminy, raha azo atao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nony nandroso kelikely Izy dia niankohoka tamin’ny tany ka nivavaka mba hialan’izany ora izany Aminy, raha azo atao.
malagasy
Ary nony nandroso kelikely Izy, dia niankohoka tamin'ny tany ka nivavaka mba hialan'izany ora izany aminy, raha azo atao.