Mark 14:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy: Aba, Ray ô, ny zavatra rehetra hainao; esory Amiko ity kapoaka ity. Nefa aoka tsy ny sitrapoko anie no hatao fa ny Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nanao hoe: «Aba, Raiko, azonao atao ny zavatra rehetra, ka aoka tsy hikasika Ahy ity kapoaka ity; kanefa aoka tsy ny sitrapoko no ho tanteraka, fa ny Anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hoy Izy: –Raiko ô, vitanao ny zavatra rehetra; esory lavitra ahy izao fijaliana izao, kanefa tsy hoe izay sitrapoko, fa izay sitraponao!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy: Aba, Raiko ô, ny zavatra rehetra hainao; esory amiko ity kapoaka ity; nefa aoka tsy ny sitrapoko anie no hatao, fa ny Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy: Aba, Ray ô, ny zavatra rehetra hainao; esory Amiko ity kapoaka ity. Nefa aoka tsy ny sitrapoko anie no hatao fa ny Anao.
malagasy
Ary hoy Izy: Aba, Raiko ô, ny zavatra rehetra hainao; esory amiko ity kapoaka ity; nefa aoka tsy ny sitrapoko anie no hatao, fa ny Anao.