Mark 14:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niverina Izy ka nahita azy ireo matory dia hoy Izy tamin’i Petera: Ry Simona, matory va ianao? Tsy mahazaka miari-tory na dia ora iray ihany aza va ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nankeo amin’ny mpianany Izy, ka nahita azy natory, ary nilaza tamin’i Piera hoe: «Ry Simôna, matory va ianao? Tsy nahari-tory ora iray akory va ianao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niverina nankeo amin’izy telo lahy i Jesoa ary nahita azy natory; ka hoy Izy tamin’i Petera: –Matory ve ianao, ry Simôna? Tsy nahari-tory adiny iray akory ve ianao?
Malagasy Bible 1865
Ary avy Izy ka nahita azy ireo matory, dia hoy Izy tamin'i Petera: Ry Simona, matory va ianao? Tsy nahazaka niari-tory na dia ora iray ihany aza va ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niverina Izy ka nahita azy ireo matory dia hoy Izy tamin’i Petera: Ry Simona, matory va ianao? Tsy mahazaka miari-tory na dia ora iray ihany aza va ianao?
malagasy
Ary avy Izy ka nahita azy ireo matory, dia hoy Izy tamin'i Petera: Ry Simona, matory va ianao? Tsy nahazaka niari-tory na dia ora iray ihany aza va ianao?