Mark 14:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miareta tory ianareo ka mivavaha mba tsy hidiranareo amin’ny fakam-panahy; mety ihany ny fanahy fa ny nofo no tsy manan-kery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miambena ianareo, ary mivavaha, mba tsy ho latsaka amin’ny fakam-panahy. Marisika ihany ny fanahy, fa ny nofo no osa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miareta tory ianareo ary mivavaha mba tsy ho azon’ny fakampanahy. Marisika ihany ny fanahin’ny olona fa ny nofo no malemy.
Malagasy Bible 1865
Miareta tory ianareo, ka mivavaha, mba tsy hidiranareo amin'ny fakam-panahy; mety ihany ny fanahy, fa ny nofo no tsy manan-kery.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miareta tory ianareo ka mivavaha mba tsy hidiranareo amin’ny fakam-panahy; mety ihany ny fanahy fa ny nofo no tsy manan-kery.
malagasy
Miareta tory ianareo, ka mivavaha, mba tsy hidiranareo amin'ny fakam-panahy; mety ihany ny fanahy, fa ny nofo no tsy manan-kery.