Mark 14:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lasa indray Izy niverina nivavaka ka namerina ilay teny teo ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia lasa indray Izy nivavaka, ka ilay teny teo ihany no nataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nihataka indray i Jesoa ary namerina ny vavaka nataony teo.
Malagasy Bible 1865
Dia lasa indray Izy ka nivavaka nanao ilay teny teo ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lasa indray Izy niverina nivavaka ka namerina ilay teny teo ihany.
malagasy
Dia lasa indray Izy ka nivavaka nanao ilay teny teo ihany.