Mark 14:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tezitra ny sasany ka nifampilaza hoe: Inona no anton’izao fandaniam-poana ny menaka manitra izao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maro tamin’izay teo no tezitra ka nifampilaza hoe: «Nahoana re no lanìna foana toy izao ity zava-manitra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy sasany tezitra ka nifampilaza hoe: –Nahoana no dia lanîna foana tahaka izao ity ilomanitra?
Malagasy Bible 1865
Ary nisy ny sasany tezitra ka nifampilaza hoe: Inona no anton'izao fandaniam-poana ny menaka manitra izao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tezitra ny sasany ka nifampilaza hoe: Inona no anton’izao fandaniam-poana ny menaka manitra izao?
malagasy
Ary nisy ny sasany tezitra ka nifampilaza hoe: Inona no anton'izao fandaniam-poana ny menaka manitra izao?